NY FIAINAKO

04/07,2006

Ny fahazazako

Ny fahazazako dia mahitako ny fahasambarana sy ny fijaliana,hitako tao daholo ny mamy sy mangidy ,sahalan'ny hoe nasehote ny lafitsara sy ny lafiratsiny.Ka tahaka ny olonairay mijery sary mihetsika tsy afaka manova izay misehofa mijery sy mamisavisa,ka izay no ambangovangon'ny fahazazako tsy afaka manao izay tiako atao fa manaradrenirano

Ankapobeny | Hevitra (7) | Hametraka hevitra